dia tsy hanahaka ny razany izay taranaka maditra sy miodina, taranaka manana fo mivadibadika, sy fanahy tsy miraikitra amin’Andriamanitra.
Jeremia 5:23 - Baiboly Katolika Fa ity vahoaka ity manana fo maditra sy miodina; mihataka izy dia lasa. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa ity firenena ity dia manana fo maditra sy mikomy; mikomy izy dia lasa nandeha, DIEM PROTESTANTA Ianareo kosa vahoaka mafy fo sy mpiodina, misintaka lavitra ianareo dia lasa, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ianareo kosa vahoaka mafy fo sy mpiodina, misintaka lavitra ianareo dia lasa, Baiboly Protestanta Malagasy Fa ity firenena ity dia manana fo maditra sy miodina; Mihodina izy ka lasa, Malagasy Bible Fa ity firenena ity dia manana fo maditra sy miodina; Mihodina izy ka lasa, La Bible en Malgache Fa ity firenena ity dia manana fo maditra sy mikomy; mikomy izy dia lasa nandeha, |
dia tsy hanahaka ny razany izay taranaka maditra sy miodina, taranaka manana fo mivadibadika, sy fanahy tsy miraikitra amin’Andriamanitra.
Nandritra ny efapolo taona aho monain’izany taranaka izany, ka nanao hoe: «Vahoaka manana izay fo mania izy, ary tsy nahalala ny lalako.»
Aiza indray no hasiana aminareo, raha mitohy ny fiodinanareo? ny loha manontolo marary, ary ny fo manontolo mavozovozo.
Hoatra ny mpiandry saha izy ireo manodidina an’i Jerosalema, satria niodina tamiko izy, - teny marin’i Iaveh. -
Ka ry zareo lehibe no halehako, ireo no hitenenako; Fa ireo no mahalala ny lalan’i Iaveh, sy ny lalàn’ny Andriamaniny...» Kanjo ireo koa, samy efa nanapaka jioga sy nanito fatorana avokoa!
Mpiodina raha samy mpiodina izy rehetra; mamafy fanendrikendrehana; varahina sy vy izy ireo; ary samy efa simba avokoa.
Efa tapa-kevitra ny hisaraka amiko ny vahoakako; nisy niantso azy any ambony, nefa tsy misy miandrandra maso akory izy ireo.
«Raha misy olona manan-janaka lahy maditra sy manohitra, tsy henoiny akory izay feon-drainy na feon-dreniny, ary na faizin’ireo aza izy dia tsy henoiny,
Fa fantatro ny ditran’ny fonao sy ny hamafy hatokao; amin’izao aho mbola velona eo aminareo izao aza, efa niodina tamin’i Iaveh ianareo, ka mainka izany fa rehefa maty aho.»
dia tandremo, ry kristianina havana, fandrao misy manana fo ratsy sy tsy mino ao aminareo, ka ho tafasaraka amin’Andriamanitra velona;