Jeremia 42:10 - Baiboly Katolika
Raha manohy ny fonenana amin’ity tany ity ianareo, dia haoriko fa tsy horavako, hamboleko fa tsy hongotako, fa anenenako ny loza namelezako anareo.
Jereo ny toko
Raha mbola honina amin’ity tany ity ihany ianareo dia haoriko ianareo fa tsy horavako, ary hamboleko ianareo fa tsy hongotako; fa manenina Aho ny amin’ny loza namelezako anareo.
Jereo ny toko
«Raha hiverina hipetraka ao amin’ity tany ity ianareo, dia haoriko indray ny vahoakanareo fa tsy horavako intsony; hamboleko indray ianareo fa tsy hongotako, ary hanenenako ny loza izay efa namelezako anareo.

Raha mbola honina amin’ity tany ity ihany hianareo, dia haoriko hianareo, fa tsy horavako, ary hamboleko hianareo, fa tsy hongotako; fa manenina Aho ny amin’ny loza namelezako anareo.
Jereo ny toko
Raha mbola honina amin'ity tany ity ihany ianareo, dia haoriko ianareo, fa tsy horavako, ary hamboleko ianareo, fa tsy hongotako, fa manenina Aho ny amin'ny loza namelezako anareo.