raha hoy ianareo: Tsia, fa any Ejipta no halehanay, izay tsy hahitanay ady, tsy handrenesanay feon’anjomara, tsy hahatsiarovanay noana, ka any no honenanay;
Jeremia 41:17 - Baiboly Katolika Dia nandeha izy ireo, ka teo amin’ny tranom-bahiny ao Kanaama, akaikin’i Betlehema, no nijanona, vao lasa nankany Ejipta, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia lasa izy ireo ka nitoetra tao Gerota-Kimama izay ao akaikin’i Betlehema, mba handehanany hankany Ejipta DIEM PROTESTANTA Ary nandeha izy rehetra ka nijanona nitoby tao Kimehàma akaikin’i Betlehema. Fa nikasa hankany Ejipta izy, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary nandeha izy rehetra ka nijanona nitoby tao Kimehàma akaikin’i Betlehema. Fa nikasa hankany Ejipta izy, Baiboly Protestanta Malagasy ary dia lasa izy ireo ka nitoetra tao Gerota-kimama, izay ao akaikin’i Betlehema, mba handehanany hankany Egypta Malagasy Bible ary dia lasa izy ireo ka nitoetra tao Gerota-kimama, izay ao akaikin'i Betlehema, mba handehanany hankany Egypta. La Bible en Malgache Dia lasa izy ireo ka nitoetra tao Gerota-Kimama izay ao akaikin’i Betlehema, mba handehanany hankany Ejipta |
raha hoy ianareo: Tsia, fa any Ejipta no halehanay, izay tsy hahitanay ady, tsy handrenesanay feon’anjomara, tsy hahatsiarovanay noana, ka any no honenanay;
Ry sisa amin’i Jodà ô, izao no lazain’i Iaveh aminareo: Aza miditra any Ejipta ianareo; fantaro tsara fa efa nanariko ampahibemaso ianareo izao androany.
Fa nentin’i Johanàna zanak’i Karea, mbamin’ireo mpifehy miaramila rehetra ihany ny sisan’i Jodà rehetra, ireo izay efa niverina avy any amin’ny firenena rehetra nielezany, honina eo amin’ny tanin’i Jodà,
Niditra tany amin’ny tany Ejipta izy ireo, dia tonga hatrany Tafnesa, fa tsy nihaino ny feon’i Iaveh.