Indro ny tovon-tany hanafahana ny tanàna, efa mahatakatra azy, ary ny tanàna efa hatolotra eo an-tanan’ny Kaldeanina izay mamely azy, amin’ny sabatra, ny mosary sy ny pesta; dia tanteraka izay nolazainao, ka mahita izany Ianao.
Jeremia 37:6 - Baiboly Katolika Dia tonga tamin’i Jeremia mpaminany ny tenin’i Iaveh, nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia tonga tamin’i Jeremia mpaminany ny tenin’NY TOMPO hoe: DIEM PROTESTANTA Ary nisy tenin’ny TOMPO ho an’i Jeremià mpaminany manao hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary nisy tenin’ny TOMPO ho an’i Jeremià mpaminany manao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Dia tonga tamin’i Jeremia mpaminany ny tenin’i ehovah hoe: Malagasy Bible Dia tonga tamin'i Jeremia mpaminany ny tenin'i Jehovah hoe: La Bible en Malgache Dia tonga tamin’i Jeremia mpaminany ny tenin’NY TOMPO hoe: |
Indro ny tovon-tany hanafahana ny tanàna, efa mahatakatra azy, ary ny tanàna efa hatolotra eo an-tanan’ny Kaldeanina izay mamely azy, amin’ny sabatra, ny mosary sy ny pesta; dia tanteraka izay nolazainao, ka mahita izany Ianao.
Fa nasain’i Sedesiasa mpanjakan’i Jodà notanana izy, nataony hoe: «Nahoana ianao no maminany manao hoe: Izao no lazain’i Iaveh: Indro hatolotro ny mpanjakan’i Babilôna ity tanàna ity, ka ho azony;
Ny tafik’i Faraôna kosa efa nivoaka niala teny Ejipta; ary ny Kaldeanina nanao fahirano an’i Jerosalema, nony nandre izany, dia nanalavitra an’i Jerosalema.
Izao no teny hataonareo amin’ny mpanjakan’i Jodà naniraka anareo hanontany amiko: Ny tafik’i Faraôna izay efa nivoaka hamonjy anareo, dia hiverina ho any amin’ny taniny any Ejipta indray;