Jeremia 34:2 - Baiboly Katolika
Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika, Andriamanitr’i Israely: Mandehana ianao milazà amin’i Sedesiasa, mpanjakan’i Jodà, ka ataovy hoe: Izao no lazain’i Iaveh: Indro hatolotro ny mpanjakan’i Babilôna ity tanàna ity ka hodorany.
Jereo ny toko
Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Mandehana, lazao amin’i Zedekia, mpanjakan’ny Joda, ka ambarao aminy hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Indro, atolotro eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babilona ity tanàna ity ka hodorany amin’ny afo izy;
Jereo ny toko
«Izaho TOMPO Andriamanitr’i Israely no mandidy anao hankany amin’i Tsedekià mpanjakan’i Joda mba hilaza izao hafatro izao: Hatolotro eo an-tanan’i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna ity tanàna ity mba hodorany amin’ny afo.

Izao no lazain’i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Mandehana, lazao amin’i Zedekia, mpanjakan’ny Joda, ka ambarao aminy hoe: Izao no lazain’i Jehovah: Indro, hatolotro eo an-tànan’ny mpanjakan’i Babylona ity tanàna ity, ka hodorany amin’ny afo izy;
Jereo ny toko
Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Mandehana, lazao amin'i Zedekia, mpanjakan'ny Joda, ka ambarao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Indro, hatolotro eo an-tànan'ny mpanjakan'i Babylona ity tanàna ity, ka hodorany amin'ny afo izy;