Kanjo niova hevitra izy tatỳ aoriana fa naverina indray ny mpanompo na lahy na vavy izay efa nalefany ho afaka, ka notereny hilatsaka ho ankizy lahy sy ho ankizy vavy indray.
Jeremia 34:12 - Baiboly Katolika Koa tonga tamin’i Jeremia ny teny avy amin’i Iaveh nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary tonga tamin’i Jeremia ny tenin’NY TOMPO hoe: DIEM PROTESTANTA Koa tonga tamin’i Jeremià ny teny avy amin’ny TOMPO nanao hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Koa tonga tamin’i Jeremià ny teny avy amin’ny TOMPO nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Ary tonga tamin’i Jeremia ny tenin’i Jehovah hoe: Malagasy Bible Ary tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Jehovah hoe: La Bible en Malgache Ary tonga tamin’i Jeremia ny tenin’NY TOMPO hoe: |
Kanjo niova hevitra izy tatỳ aoriana fa naverina indray ny mpanompo na lahy na vavy izay efa nalefany ho afaka, ka notereny hilatsaka ho ankizy lahy sy ho ankizy vavy indray.
Izao no lazain’i Iaveh Andriamanitr’i Israely: Nanao fanekena tamin’ny razanareo Aho, fony Aho nitondra azy ireo nivoaka avy any amin’ny tany Ejipta, tamin’ny trano nahandevozana, nanao hoe: