Toy ny tafiky ny lanitra, tsy azo isaina, sy toy ny fasika any amin’ny ranomasina tsy azo afàtra, no hampitomboako ny taranak’i Davida mpanompoko, sy ireo Levita manao ny fanompoana Ahy.
Jeremia 33:23 - Baiboly Katolika Ary ny tenin’i Iaveh dia natao tamin’i Jeremia, toy izao: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary tonga tamin’i Jeremia ny tenin’NY TOMPO hoe: DIEM PROTESTANTA Ary farany, dia nisy tenin’ny TOMPO tamin’i Jeremià nanao hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary farany, dia nisy tenin’ny TOMPO tamin’i Jeremià nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Ary tonga tamin’i Jeremia ny tenin’i Jehovah nanao hoe: Malagasy Bible Ary tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Jehovah nanao hoe: La Bible en Malgache Ary tonga tamin’i Jeremia ny tenin’NY TOMPO hoe: |
Toy ny tafiky ny lanitra, tsy azo isaina, sy toy ny fasika any amin’ny ranomasina tsy azo afàtra, no hampitomboako ny taranak’i Davida mpanompoko, sy ireo Levita manao ny fanompoana Ahy.
Tsy hitanao va ny lazain’ity vahoaka ity ataony hoe: «Efa narian’i Iaveh ny fianakaviana roa nofidiny!» Manamavo ny vahoakako izy izany ka ataony ho tsy firenena intsony aza izy eo anatrehan’izy ireo.