Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Jeremia 33:23 - DIEM PROTESTANTA

23 Ary farany, dia nisy tenin’ny TOMPO tamin’i Jeremià nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Ary tonga tamin’i Jeremia ny tenin’NY TOMPO hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Ary farany, dia nisy tenin’ny TOMPO tamin’i Jeremià nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 Ary ny tenin’i Iaveh dia natao tamin’i Jeremia, toy izao:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Ary tonga tamin’i Jeremia ny tenin’i Jehovah nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Ary tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Jehovah nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 33:23
2 Rohy Ifampitohizana  

Tsia, fa ny taranak’i Davida mpanompoko sy ny an’ireo levita izay manao fanompoam-pivavahana ho Ahy dia ho maro tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra ka tsy ho hita isa. ary toy ny fasika eny amoron-dranomasina ka tsy ho hita fatra.»


«Tsy mba voamarikao angaha fa lazain’ny olona hoe nariako hono ireo fianakaviana roa nofidiko, dia i Israely sy i Joda? Izay miteny izany anefa dia tsy mihevitra ny vahoakako ho firenena intsony fa manevateva azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra