Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Jeremia 32:6 - Baiboly Katolika

Ary hoy i Jeremia: Ny tenin’i Iaveh tonga tamiko nanao hoe:

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ary hoy i Jeremia: Tonga tamiko ny tenin’NY TOMPO hoe:

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Kanjo nitantara i Jeremià fa nisy hafatry ny TOMPO ho azy nanao hoe:

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Kanjo nitantara i Jeremià fa nisy hafatry ny TOMPO ho azy nanao hoe:

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary hoy Jeremia: Tonga tamiko ny tenin’i Jehovah hoe:

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary hoy Jeremia: Tonga tamiko ny tenin'i Jehovah hoe:

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ary hoy i Jeremia: Tonga tamiko ny tenin’NY TOMPO hoe:

Jereo ny toko



Jeremia 32:6
3 Rohy Ifampitohizana  

dia nivoaka i Areonà, ka niankohoka tamin’ny tany teo anoloan’ny mpanjaka nanao hoe: «Inona izato nahatongavan’ny mpanjaka tompoko atỳ amin’ny mpanompony?» Ary hoy ny navalin’i Davida: «Hividy ity famoloana ity aminao, hanorenana ôtely ho an’i Iaveh mba hihatahan’ny areti-mandringana amin’ny vahoaka.»


Dia hoentina any Babilôna i Sedesiasa, ary hitoetra any, mandra-pamangiko azy, - teny marin’i Iaveh.- Raha miady amin’ny Kaldeanina ianareo, tsy hahomby tsy akory.»


«Indro ho avy atỳ aminao i Hananeela zanak’i Seloma rahalahin-drainao, hanao hoe: ‹Vidio ny sahako ao Anatôta, fa manana ny rariny hanavotanao azy ianao, ka azonao vidina.› »