Fa indro avy ny andro, - teny marin’i Iaveh, - hamerenako ny lasan-ko babo tamin’i Israely sy i Jodà vahoakako, ka hampodiako azy indray eo amin’ny tany efa nomeko ny razany, ka hanana azy izy.»
Jeremia 30:4 - Baiboly Katolika Izao no teny nolazain’i Iaveh, ny amin’i Israely sy i Jodà: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary izao no teny izay nolazain’NY TOMPO ny amin’ny Israely sy ny Joda, DIEM PROTESTANTA Izao no hafatra nampitain’ny TOMPO tamin’i Jeremià ho an’i Israely ary koa ho an’i Joda; eny, izao no lazain’ny TOMPO: «Kiakiaka mahatsiravina no re, horohoro tsy misy mampitony. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Izao no hafatra nampitain’ny TOMPO tamin’i Jeremià ho an’i Israely ary koa ho an’i Joda; eny, izao no lazain’ny TOMPO: «Kiakiaka mahatsiravina no re, horohoro tsy misy mampitony. Baiboly Protestanta Malagasy Ary izao no teny izay nolazain’i Jehovah ny amin’ny Isiraely sy ny Joda,– Malagasy Bible Ary izao no teny izay nolazain'i Jehovah ny amin'ny Isiraely sy ny Joda, La Bible en Malgache Ary izao no teny izay nolazain’NY TOMPO ny amin’ny Israely sy ny Joda, |
Fa indro avy ny andro, - teny marin’i Iaveh, - hamerenako ny lasan-ko babo tamin’i Israely sy i Jodà vahoakako, ka hampodiako azy indray eo amin’ny tany efa nomeko ny razany, ka hanana azy izy.»
Izao no lazain’i Iaveh: Feo mahatsiravina no efa renay; fahatahorana izao, fa ny fiadanana tsy mba nisy!