Fito ambin’ny folo taona no andro niainan’i Jakôba tany amin’ny tany Ejipta. Ary fito amby efapolo amby zato taona ny andro niainany rehetra.
Jeremia 28:3 - Baiboly Katolika Roa taona sisa, dia haveriko amin’ity fitoerana ity ny fanaka rehetra tao an-tranon’i Iaveh, nalain’i Nabokodonozora, mpanjakan’i Babilôna, avy amin’ity fitoerana ity, ka nentiny ho any Babilôna. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 koa ao anatin’ny roa taona no hampodiko ho amin’ity tanàna ity ny fanaka rehetra tao amin’ny tranon’NY TOMPO, izay nalain’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, avy tato amin’ity tanàna ity ka noentiny ho any Babilona; DIEM PROTESTANTA Ka alohan’ny roa taona manomboka androany, dia haveriko eto ireo fanaka rehetra tato an-tranoko, fanaka izay nalain’i Nebokadnetsara mpanjaka ka nentiny tany Babilôna. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ka alohan’ny roa taona manomboka androany, dia haveriko eto ireo fanaka rehetra tato an-tranoko, fanaka izay nalain’i Nebokadnetsara mpanjaka ka nentiny tany Babilôna. Baiboly Protestanta Malagasy ka ao anatin’ny roa taona no hampodiako ho amin’ity tanàna ity ny fanaka rehetra tao an-tranon’i Jehovah izay nalain’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babylona, avy tamin’ity tanàna ity ka nentiny ho any Babylona; Malagasy Bible ka ao anatin'ny roa taona no hampodiako ho amin'ity tanàna ity ny fanaka rehetra tao an-tranon'i Jehovah izay nalain'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, avy tamin'ity tanàna ity ka nentiny ho any Babylona: La Bible en Malgache koa ao anatin’ny roa taona no hampodiko ho amin’ity tanàna ity ny fanaka rehetra tao amin’ny tranon’NY TOMPO, izay nalain’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, avy tato amin’ity tanàna ity ka noentiny ho any Babilona; |
Fito ambin’ny folo taona no andro niainan’i Jakôba tany amin’ny tany Ejipta. Ary fito amby efapolo amby zato taona ny andro niainany rehetra.
Ka hoy i Jakôba tamin’i Faraôna: «Telopolo amby zato taona no andron’ny fivahiniako. Sady fohy no ratsy ny andro niainako, fa tsy nahatratra ny andro niainan’ny razako tamin’ny fivahiniany.»
Nongoahina tao avokoa ny rakitra rehetra tao an-tranon’i Iaveh sy tao an-tranon’ny mpanjaka, ary novakina daholo ny fanaka volamena nataon’i Salômôna, mpanjakan’i Israely, tao an-tranon’i Iaveh, araka izay efa voalazan’i Iaveh rahateo.
Nony niherina ny taona dia nasain’i Nabokodonozora mpanjaka nentina ho any Babilôna izy, mbamin’ny fanaka sarobidy tao an-tranon’i Iaveh. Ary i Sedesiasa rahalahin’i Joasina, no notendreny ho mpanjakan’i Jodà sy i Jerosalema.
Nentin’i Nabokodonozora ho any Babilôna ny fanaka sasany tao an-tranon’i Iaveh, ka nataony tao amin’ny tempoliny any Babilôna.
Mahatratra ny fitopolo taona no andronay, valopolo taona no fara fahabetsahany; nefa hasasarana sy fahoriana foana ny voninahiny, fa mihelina faingana izy, dia lasa manidina izahay!