Jeremia 22:8 - Baiboly Katolika
Firenena maro no handalo amin’ity tanàna ity, ka hifampilaza hoe: Nahoana no dia nataon’i Iaveh tahaka izao ity tanàna lehibe ity?
Jereo ny toko
Ary firenena maro no handalo ity tanàna ity ka samy hiteny amin’ny namany avy hoe: Nahoana NY TOMPO no dia nanao izao tamin’ity tanàna lehibe ity?
Jereo ny toko
Firenena maro no handalo eo akaikin’ity tanàna ity ka hifanontany hoe: inona no antony nahatonga ny TOMPO hamely ity tanàna ity tahaka izao?
Jereo ny toko
Firenena maro no handalo eo akaikin’ity tanàna ity ka hifanontany hoe: inona no antony nahatonga ny TOMPO hamely ity tanàna ity tahaka izao?
Jereo ny toko
Ary firenena maro no handalo ity tanàna ity, Ka samy hanao amin’ny namany avy hoe: Nahoana Jehovah no dia nanao izao tamin’ity tanàna lehibe ity?
Jereo ny toko
Ary firenena maro no handalo ity tanàna ity, ka samy hanao amin'ny namany avy hoe: Nahoana Jehovah no dia nanao izao tamin'ity tanàna lehibe ity?
Jereo ny toko
Ary firenena maro no handalo ity tanàna ity ka samy hiteny amin’ny namany avy hoe: Nahoana NY TOMPO no dia nanao izao tamin’ity tanàna lehibe ity?
Jereo ny toko