Jeremia 13:12 - Baiboly Katolika
Lazao azy ireo izao teny izao: Izao no lazain’i Iaveh Andriamanitr’i Israely: «Rehefa mety ho siny tsy maintsy hofenoina divay.» Fa izy ireo hamaly hanao hoe: «Moa tsy fantatray va, fa rehefa mety ho siny tsy maintsy hofenoina divay?»
Jereo ny toko
Ary lazao aminy izao teny izao: Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Ny tavoara rehetra dia hofenoina divay; ary raha miteny aminao izy hoe: Moa tsy efa fantatray ihany va fa hofenoina divay ny tavoara rehetra?
Jereo ny toko
Ndeha lazao amin’ny vahoakan’i Israely sy amin’ny vahoakan’i Joda, ry Jeremià, ity hafatra ity: «Izao no lazain’ny TOMPO, Andriamanitr’i Israely: Ny siny rehetra dia natao hofenoina divay!» Ary raha mamaly anao izy hoe: «Fantatray tokoa fa natao hofenoina divay ny siny rehetra»,

Ary izao teny izao dia lazao aminy hoe: Izao no lazain’i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Ny tavoara rehetra dia feno divay; ary izy hanao aminao hoe: Moa tsy efa fantatray ihany va fa feno divay ny tavoara rehetra?
Jereo ny toko
Ary izao teny izao dia lazao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Ny tavoara rehetra dia feno divay; ary izy hanao aminao hoe: Moa tsy efa fantatray ihany va fa feno divay ny tavoara rehetra?