Ary izao kosa no momba anao, ry mponina ao an-dohasaha, ry vatolampin’ny tany lemaka, - teny marin’i Iaveh, - ianao izay manao hoe: Zovy moa no hidina atỳ aminay, sy hiditra atỳ amin’ny fierenay?
Jeremia 10:17 - Baiboly Katolika Angony ny entanao amin’ny tany, ry ilay afahirano! Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Angony ny korontan’entanao hiala amin’ny tany, ry ilay mipetraka anatin’ny fahirano! DIEM PROTESTANTA Angòny hiala teo ny entanao, ry Jerosalema voafahirano. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Angòny hiala teo ny entanao, ry Jerosalema voafahirano. Baiboly Protestanta Malagasy Angony ny korontan’entanao, ka ento hiala amin’ny tany, Ry ilay mipetraka ao amin’ny haterena! Malagasy Bible Angony ny korontan'entanao, ka ento hiala amin'ny tany, ry ilay mipetraka ao amin'ny haterena! La Bible en Malgache Angony ny korontan’entanao hiala amin’ny tany, ry ilay mipetraka anatin’ny fahirano! |
Ary izao kosa no momba anao, ry mponina ao an-dohasaha, ry vatolampin’ny tany lemaka, - teny marin’i Iaveh, - ianao izay manao hoe: Zovy moa no hidina atỳ aminay, sy hiditra atỳ amin’ny fierenay?
Mandosira, ry taranak’i Benjamina, hiala ao afovoan’i Jerosalema. Mitsofa anjomara any Tekoà, ary manangàna famantarana any Betakarema! Fa misy loza tamy avy any avaratra ary fandringanana lehibe.
«Mitsangàna ianareo, ka mandehana: fa tsy toerana fitsaharana eto,» noho ny loto hampijaly anareo, sy noho ny fampijaliana mampangirifiry.
Rehefa hitanareo voatsangana amin’ny fitoerana masina ny fametavetana lozan-tany nolazain’i Daniela mpaminany (aoka hihevitra ny mpamaky),
Hataony fahirano ianao, anatin’ny vavahadinao rehetra, mandra-paharavan’ny manda avo sy mafy amin’ny taninao, izay nitokianao. Hataony fahirano ianao ao amin’ny vavahadinao rehetra sy amin’ny tany rehetra, izay nomen’i Iaveh Andriamanitrao anao.