Isaia 7:1 - Baiboly Katolika
Tamin’ny andron’i Akaza, zanak’i Joatama, zanak’i Oziasa, mpanjakan’i Jodà, dia niakatra hanafika an’i Jerosalema, i Rasima mpanjakan’i Siria, niaraka tamin’i Fasea, zana-dRomelia, mpanjakan’i Israely; nefa tsy nahafaka azy izy.
Jereo ny toko
Tamin’ny andron’i Ahaza, zanak’i Jotama, zanak’i Ozia mpanjakan’ny Joda, no niakaran’i Rezina, mpanjakan’i Arama, sy i Peka, zanak’i Remalia mpanjakan’ny Israely, hanafika an’i Jerosalema, nefa tsy afaka niady taminy izy.
Jereo ny toko
Tamin’ny andro nanjakàn’i Ahaza, zanakalahin’i Jôtama sady zafikelin’i Hozià mpanjakan’i Joda, dia niakatra i Retsîna mpanjakan’i Siria sy i Peka, zanakalahin’i Remalià sady mpanjakan’i Israely, mba hanafika an’i Jerosalema, kinanjo tsy nahafaka azy.

ARY tamin’ny andron’i Ahaza, zanak’i Jotama, zanak’i Ozia, mpanjakan’ny Joda, no niakaran’i Rezina, mpanjakan’i Syria, sy Peka, zanak’i Remalia, mpanjakan’ny Isiraely, hanafika an’i Jerosalema, nefa tsy nahafaka azy izy.
Jereo ny toko
Ary tamin'ny andron'i Ahaza, zanak'i Jotama, zanak'i Ozia, mpanjakan'ny Joda, no niakaran-dRezina, mpanjakan'i Syria, sy Pelza, zanak'i Remalia, mpanjakan'ny Isiraely, hanafika an'i Jerosalema, nefa tsy nahafaka azy izy.