ka niantso ny mpanjaka. Ary i Eliasima zanak’i Elkiasa lehiben’ny tao an-dapa no nivoaka nankeo amin’izy ireo, mbamin’ny Sobnà mpanoratra, i Jôahe zanak’i Asafa mpitahiry boky.
Isaia 36:3 - Baiboly Katolika Dia nanatona azy i Eliasima, zanak’i Helkiasa lehiben’ny tao an-dapa, nomban’i Sobnà mpanoratra, ary i Jôahe zanak’i Asafa, mpitahiry ny bokim-panjakana. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nivoaka hitsena azy i Eliakima, zanak’i Hilkia, izay lehiben’ny tao an-dapa, sy i Sebna mpitantsoratra ary i Joa, zanak’i Asafa, mpitantsoratry ny raharaham-panjakana. DIEM PROTESTANTA Dia i Eliakima, zanakalahin’i Hilkià sady mpiandraikitra ny lapa, no niainga hitsena azy niaraka tamin’i Sebnà mpitantsoratra ary i Jôà, zanakalahin’i Asafa sady mpitondratenin’ny mpanjaka. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia i Eliakima, zanakalahin’i Hilkià sady mpiandraikitra ny lapa, no niainga hitsena azy niaraka tamin’i Sebnà mpitantsoratra ary i Jôà, zanakalahin’i Asafa sady mpitondratenin’ny mpanjaka. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Eliakima, zanak’i Hilkia, izay lehiben’ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak’i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana, dia nivoaka ho ao aminy. Malagasy Bible Ary Eliakima, zanak'i Hilkia, izay lehiben'ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak'i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana, dia nivoaka ho ao aminy. La Bible en Malgache Dia nivoaka hitsena azy i Eliakima, zanak’i Hilkia, izay lehiben’ny tao an-dapa, sy i Sebna mpitantsoratra ary i Joa, zanak’i Asafa, mpitantsoratry ny raharaham-panjakana. |
ka niantso ny mpanjaka. Ary i Eliasima zanak’i Elkiasa lehiben’ny tao an-dapa no nivoaka nankeo amin’izy ireo, mbamin’ny Sobnà mpanoratra, i Jôahe zanak’i Asafa mpitahiry boky.
Dia nankany amin’i Ezekiasa i Eliasima zanak’i Elkiasa lehiben’ny ao an-dapa, sy i Sobnà mpanoratra, ary i Jôahe zanak’i Asafa mpitahiry ny bokim-panjakana, ka nambarany taminy ny tenin’ny lehiben’ny mpandroso divay, ary samy voatriatra ny fitafiany.