Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Hosea 12:15 - Baiboly Katolika

Nanantsy mafy ny fahatezeran’Andriamanitra i Efraima, ka havelany hitsingerina aminy ny rany, ary hovalian’ny Tompo izy noho ny fanalam-baraka nataony.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Nanao izay nahasosotra sy nahatezitra i Efraima, ka havelan’ny Tompony ho eo aminy ny rany ary hatsingeriny aminy ny vava ratsy nataony.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Nampalahelo mafy an’Andriamanitra i Efraîma ka dia hailiky ny Tompony hianjady aminy ny vokatry ny ra nalatsany, ary hatsingeriny hanody azy ny fanevatevana nataony.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nampalahelo mafy an’Andriamanitra i Efraîma ka dia hailiky ny Tompony hianjady aminy ny vokatry ny ra nalatsany, ary hatsingeriny hanody azy ny fanevatevana nataony.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Nanao izay nahatezitra indrindra Efraima, Ka dia havelan’ny Tompony ho eo aminy ny rany, Ary hatsingeriny aminy ny vava ratsy nataony.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Nanao izay nahasosotra sy nahatezitra i Efraima, ka havelan’ny Tompony ho eo aminy ny rany ary hatsingeriny aminy ny vava ratsy nataony.

Jereo ny toko



Hosea 12:15
0 Rohy Ifampitohizana