Manohitra ny fampanantenan’Andriamanitra va àry ny Lalàna? Sanatria izany. Saingy raha Lalàna afaka nahavelona no nomena, dia ny Lalàna ihany no ho niavian’ny fahamarinana;
Hebreo 8:7 - Baiboly Katolika Eny tokoa, satria raha tsy nisy tsininy ny fanekena voalohany, dia tsy nisy antony hanoloan’ny faharoa azy akory. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa raha tsy nanan-tsiny izany fanekena voalohany izany dia tsy mba nilaina hotadiavina ny fanekena faharoa. DIEM PROTESTANTA Raha tsy nanan-tsiny tokoa ilay Fanekempihavanana voalohany, dia tsy nilaina hisy faharoa hisolo azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Raha tsy nanan-tsiny tokoa ilay Fanekempihavanana voalohany, dia tsy nilaina hisy faharoa hisolo azy. Baiboly Protestanta Malagasy Fa raha tsy nanan-tsiny izany fanekena voalohany izany, dia tsy mba nisy fitoerana hotadiavina ho an’ny faharoa. Malagasy Bible Fa raha tsy nanan-tsiny izany fanekena voalohany izany, dia tsy mba nisy fitoerana hotadiavina ho an'ny faharoa. La Bible en Malgache Fa raha tsy nanan-tsiny izany fanekena voalohany izany dia tsy mba nilaina hotadiavina ny fanekena faharoa. |
Manohitra ny fampanantenan’Andriamanitra va àry ny Lalàna? Sanatria izany. Saingy raha Lalàna afaka nahavelona no nomena, dia ny Lalàna ihany no ho niavian’ny fahamarinana;
fa amin’izay rehetra eto amintsika anio, eto anatrehan’i Iaveh Andriamanitsika, sy amin’ireo tsy eto amintsika anio koa na iza na iza.
Koa raha tahiny nahalavorary zavatra ny fisoronan’i Levi, fa tamin’izany no nandraisan’ny olona ny Lalàna, ahoana indray àry no ilàna Mpisorona hafa araka ny fomban’i Melkisedeka, fa tsy araka ny fomban’i Aarôna?
Fa ny Azy kosa dia fandraharahana ambony lavitra kokoa sy miankina amin’ny fampanantenana ambony kokoa.