Tsy sitrakao ny sorona amam-panatitra, notevehinao ny sofiko; tsy ilainao ny sorona dorana aman-tsorona fanonerana.
Hebreo 10:9 - Baiboly Katolika manaraka izany tohiziny hoe: Inty Aho tonga hanao ny sitraponao; ka manafoana ny voalohany Izy amin’izany mba hanorenany ny faharoa, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 dia hoy indray Izy: Inty Aho tonga hanao ny sitraponao. Manaisotra ny voalohany Izy mba hampitoerany ny faharoa. DIEM PROTESTANTA Ary hoy koa Izy: «Intỳ aho, Andriamanitra ô, tonga hanao ny sitraponao.» Koa dia foanan’Andriamanitra ny sorona taloha rehetra ka soloany ny soron’i Kristy; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary hoy koa Izy: «Intỳ aho, Andriamanitra ô, tonga hanao ny sitraponao.» Koa dia foanan’Andriamanitra ny sorona taloha rehetra ka soloany ny soron’i Kristy; Baiboly Protestanta Malagasy dia hoy indray Izy: ,,Inty Aho tonga hanao ny sitraponao.’’ Manaisotra ny voalohany Izy mba hampitoerany ny faharoa. Malagasy Bible dia hoy indray Izy: "Inty Aho tonga hanao ny sitraponao." Manaisotra ny voalohany Izy mba hampitoerany ny faharoa. La Bible en Malgache dia hoy indray Izy: Inty Aho tonga hanao ny sitraponao. Manaisotra ny voalohany Izy mba hampitoerany ny faharoa. |
Tsy sitrakao ny sorona amam-panatitra, notevehinao ny sofiko; tsy ilainao ny sorona dorana aman-tsorona fanonerana.
Ka hoy aho amin’izany: «Inty aho tonga,» miaraka amin’ny horonan-taratasy voasoratra ho ahy.
ka hoy Aho hoe: Inty Aho tonga fa Izaho no voalaza ao amin’ny horonam-boky hanao ny sitraponao, Andriamanitra ô!