Hagay 2:10 - Baiboly Katolika
Tamin’ny andro faha-24n’ny volana fahasivy, taona faharoa, nanjakan’i Dariosa, tonga ny tenin’i Iaveh, tamin’ny alalan’i Akjea, mpaminany, nanao hoe:
Jereo ny toko
Tamin’ny andro fahefatra amby roapolo tamin’ny volana fahasivy tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Dariosy no nahatongavan’ny tenin’NY TOMPO izay noentin’i Hagay mpaminany hoe:
Jereo ny toko
Tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Dariôsa, volana fahasivy, andro faha-24, dia nisy tenin’ny TOMPO indray tamin’ny mpaminany Hagay.
Jereo ny toko
Tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Dariôsa, volana fahasivy, andro faha-24, dia nisy tenin’ny TOMPO indray tamin’ny mpaminany Hagay.
Jereo ny toko
Tamin’ny andro fahefatra amby roa-polo tamin’ny volana fahasivy tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Dariosa no nahatongavan’ny tenin’i Jehovah nentin’i Hagay mpaminany nanao hoe:
Jereo ny toko
Tamin'ny andro fahefatra amby roa-polo tamin'ny volana fahasivy tamin'ny taona faharoa nanjakan'i Dariosa no nahatongavan'ny tenin'i Jehovah nentin'i Hagay mpaminany nanao hoe: