nataony hoe Nôe no anarany, fa hoy izy: Ity no hanamaivana antsika amin’ny fahasasarantsika sy amin’ny asa tanana mahasasatra avy amin’ity tany efa voaozon’i Iaveh ity.
Genesisy 9:24 - Baiboly Katolika Niamboho ny tavan’izy ireo, ka tsy nahita izay fitanjahan-drainy. Nony nahatsiaro tamin’ny hamamoany i Nôe dia nahare izay nataon-janany faralahy taminy, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nahatsiaro i Noa rehefa afaka ny hamamoany ka nahafantatra izay nataon’ny zanany faralahy taminy. DIEM PROTESTANTA Ary nony efa nisava ny hamamoan’i Noà, ka fantany izay nataon’ny zanany faralahy taminy, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary nony efa nisava ny hamamoan’i Noà, ka fantany izay nataon’ny zanany faralahy taminy, Baiboly Protestanta Malagasy Dia nahatsiaro Noa, rehefa afaka ny hamamoany, ka nahafantatra izay efa nataon’ny zanany faralahy taminy. Malagasy Bible Dia nahatsiaro Noa, rehefa afaka ny hamamoany, ka nahafantatra izay efa nataon'ny zanany faralahy taminy. La Bible en Malgache Dia nahatsiaro i Noa rehefa afaka ny hamamoany ka nahafantatra izay nataon’ny zanany faralahy taminy. |
nataony hoe Nôe no anarany, fa hoy izy: Ity no hanamaivana antsika amin’ny fahasasarantsika sy amin’ny asa tanana mahasasatra avy amin’ity tany efa voaozon’i Iaveh ity.
Fa noraisin’i Sema sy i Jafeta kosa ny lamba, nasampiny tamin’ny sorony, dia nanao dia mianòtra izy, ka nandrakotra ny fitanjahan-drainy.
ka hoy izy: «Ho voaozona anie i Kanaana. Ho andevon’ny andevo izy, amin’ny rahalahiny.»