Dia hoy Andriamanitra: «Ity no famantarana ny fanekena nataoko ho amiko sy ho aminareo mbamin’ny zava-manana aina rehetra izay ao aminareo, amin’ny taranaka ho avy rehetra:
Genesisy 9:17 - Baiboly Katolika Ary hoy Andriamanitra tamin’i Nôe: «Izany àry no famantarana ny fanekena naoriko amiko sy amin’ny nofo rehetra ambonin’ny tany.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary hoy Andriamanitra tamin’i Noa: Izany no famantarana ny fanekena izay naoriko Amiko sy amin’ny nofo rehetra etỳ ambonin’ny tany. DIEM PROTESTANTA Dia mbola naverin’Andriamanitra tamin’i Noà hoe: «Izany no famantarana momba ny fanekempihavanana izay naoriko ho amiko sy ho amin’ny voaary rehetra izay eny ambonin’ny tany.» Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia mbola naverin’Andriamanitra tamin’i Noà hoe: «Izany no famantarana momba ny fanekempihavanana izay naoriko ho amiko sy ho amin’ny voaary rehetra izay eny ambonin’ny tany.» Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy Andriamanitra tamin’i Noa: Izany no famantarana ny fanekena izay naoriko ho amiko sy ho amin’ny nofo rehetra ambonin’ny tany. Malagasy Bible Ary hoy Andriamanitra tamin'i Noa: Izany no famantarana ny fanekena izay naoriko ho amiko sy ho amin'ny nofo rehetra ambonin'ny tany. La Bible en Malgache Ary hoy Andriamanitra tamin’i Noa: Izany no famantarana ny fanekena izay naoriko Amiko sy amin’ny nofo rehetra etỳ ambonin’ny tany. |
Dia hoy Andriamanitra: «Ity no famantarana ny fanekena nataoko ho amiko sy ho aminareo mbamin’ny zava-manana aina rehetra izay ao aminareo, amin’ny taranaka ho avy rehetra:
Ho eo amin’ny rahona ny avana, ka ny fijerena azy dia hahatsiarovako ny fanekena mandrakizay amin’Andriamanitra sy amin’ny zava-manana aina rehetra, ny nofo rehetra, ambonin’ny tany.»
Ny zanak’i Nôe nivoaka tao an-tsambo fiara dia i Sema sy i Kama ary i Jafeta; ary i Kama no rain’i Kanaana.
«Ary Izaho kosa dia hanao fanekem-pihavanana aminareo sy amin’ny taranaka mandimby anareo,