Tamin’ny taona fahenin-jato niainan’i Nôe, tamin’ny volana faharoa, andro fahafito ambin’ny folo dia nipoitra ny loharano rehetra avy any amin’ny hantsana lehibe, nivoha ny vavahadin-dranon’ny lanitra,
Genesisy 8:13 - Baiboly Katolika Tamin’ny taona faharaika amby enin-jato, tamin’ny volana voalohany, andro voalohan’ny volana, dia ritra ny rano teo ambonin’ny tany. Nesorin’i Nôe ny tafon’ny sambo fiara, dia nijery izy, ka hitany fa efa maina ny vohon’ny tany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tamin’ny andro voalohany tamin’ny volana voalohany tamin’ny taona fahiraika sy eninjato dia ritra ny rano teny ambonin’ny tany. Ary nanaisotra ny tafon’ny sambofiara i Noa ka nijery ary indro, efa maina ny tany. DIEM PROTESTANTA Fa tamin’ny andro voalohan’ny volana voalohany, nony feno 601 taona i Noà, dia ritra ny rano teo ambonin’ny tany. Nesorin’i Noà ny tafon’ny sambofiara ka hitany fa efa maina ny velaran’ny tany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa tamin’ny andro voalohan’ny volana voalohany, nony feno 601 taona i Noà, dia ritra ny rano teo ambonin’ny tany. Nesorin’i Noà ny tafon’ny sambofiara ka hitany fa efa maina ny velaran’ny tany. Baiboly Protestanta Malagasy ARY tamin’ny andro voalohany tamin’ny volana voalohany tamin’ny taona fahiraika amby enin-jato, dia ritra ny rano teo ambonin’ny tany; ary nanaisotra ny tafon’ny sambo-fiara Noa ka nijery, ary, indro, efa maina ny tany. Malagasy Bible Ary tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana voalohany tamin'ny taona fahiraika amby enin-jato, dia ritra ny rano teo ambonin'ny tany; ary nanaisotra ny tafon'ny sambo-fiara Noa ka nijery, ary, indro, efa maina ny tany. La Bible en Malgache Tamin’ny andro voalohany tamin’ny volana voalohany tamin’ny taona fahiraika sy eninjato dia ritra ny rano teny ambonin’ny tany. Ary nanaisotra ny tafon’ny sambofiara i Noa ka nijery ary indro, efa maina ny tany. |
Tamin’ny taona fahenin-jato niainan’i Nôe, tamin’ny volana faharoa, andro fahafito ambin’ny folo dia nipoitra ny loharano rehetra avy any amin’ny hantsana lehibe, nivoha ny vavahadin-dranon’ny lanitra,
Ary tamin’ny volana faharoa, andro fahafito amby roapolon’ny volana, dia maina ny tany.