Ary ianao, manaova sambo fiara amin’ny hazo misy dity; asio efitrefitra izy, ary hosory ditin-tany ny atiny sy ivelany.
Genesisy 6:15 - Baiboly Katolika Toy izao no hanaovanao azy: Telon-jato hakiho no ho lavan’ny sambo fiara; dimampolo hakiho no sakany ary telopolo no haavony. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Toy izao no hanaovanao azy: Telonjato hakiho ny lavan’ny sambofiara, dimampolo hakiho ny sakany ary telopolo hakiho ny haavony. DIEM PROTESTANTA Izao no hanaovanao azy: 150 metatra ny halavany, 25 metatra ny sakany ary 15 metatra ny haavony. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Izao no hanaovanao azy: 150 metatra ny halavany, 25 metatra ny sakany ary 15 metatra ny haavony. Baiboly Protestanta Malagasy Ary toy izao no hanaovanao azy: hakiho telon-jato ny lavan’ny sambo-fiara, hakiho dimam-polo ny sakany, ary hakiho telo-polo ny hahavony. Malagasy Bible Ary toy izao no hanaovanao azy: hakiho telon-jato ny lavan'ny sambo-fiara, hakiho dimam-polo ny sakany, ary hakiho telo-polo ny hahavony. La Bible en Malgache Toy izao no hanaovanao azy: Telonjato hakiho* ny lavan’ny sambofiara, dimampolo hakiho ny sakany ary telopolo hakiho ny haavony. |
Ary ianao, manaova sambo fiara amin’ny hazo misy dity; asio efitrefitra izy, ary hosory ditin-tany ny atiny sy ivelany.
Asio elanelany iray hakiho tsy voatampina eo ambanin’ny tafo; ary varavarana iray amin’ny lafin’ny sambo fiara; ka asio rihana misy efitra voalohany, faharoa sy fahatelo.
I Oga mpanjakan’i Basàna, no hany taranaky ny Refaima sisa tavela. Moa tsy ao Rabata va, ao amin’ny taranak’i Amôna, ny farafarany, farafara vy? Sivy hakiho ny halavany, efatra hakiho ny sakany, amin’ny hakihon-dehilahy.