Genesisy 5:8 - Baiboly Katolika Roa ambin’ny folo sy sivin-jato taona no andro rehetra niainan’i Seta, dia maty izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny andro rehetra niainan’i Seta dia roa amby folo sy sivinjato taona; dia maty izy. DIEM PROTESTANTA Nisy 912 taona ny andro rehetra niainan’i Seta, dia maty izy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nisy 912 taona ny andro rehetra niainan’i Seta, dia maty izy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny andro rehetra niainan’i Seta dia roa ambin’ny folo amby sivin-jato taona; dia maty izy. Malagasy Bible Ary ny andro rehetra niainan'i Seta dia roa ambin'ny folo amby sivin-jato taona; dia maty izy; La Bible en Malgache Ny andro rehetra niainan’i Seta dia roa amby folo sy sivinjato taona; dia maty izy. |
Mbola velona fito amby valon-jato taona i Seta taorian’ny niterahany an’i Enôsy, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy.