I Irada no naterak’i Enôka, ary i Irada niteraka an’i Maviaela; i Maviaela niteraka an’i Matosaela; i Matosaela niteraka an’i Lameka.
Genesisy 5:25 - Baiboly Katolika Fito amby valopolo amby zato taona ny andro niainan’i Matosalema vao niteraka an’i Lameka izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fito amby valopolo amby zato taona i Metosela raha niteraka an’i Lameka. DIEM PROTESTANTA Rehefa feno 187 taona i Metosèla, dia niteraka an’i Lamèka. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Rehefa feno 187 taona i Metosèla, dia niteraka an’i Lamèka. Baiboly Protestanta Malagasy Ary rehefa fito amby valo-polo amby zato taona ny andro niainan’i Metosela, dia niteraka an’i Lameka izy. Malagasy Bible Ary rehefa fito amby valo-polo amby zato taona ny andro niainan'i Metosela, dia niteraka an'i Lameka izy. La Bible en Malgache Fito amby valopolo amby zato taona i Metosela raha niteraka an’i Lameka. |
I Irada no naterak’i Enôka, ary i Irada niteraka an’i Maviaela; i Maviaela niteraka an’i Matosaela; i Matosaela niteraka an’i Lameka.
Nizotra nifanaraka tamin’Andriamanitra i Enôka, dia tsy hita intsony, fa nentin’Andriamanitra izy.
Mbola velona roa amby valopolo sy fiton-jato taona Matosalema taorian’ny niterahany an’i Lameka, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy.