Mbola nizotra nifanaraka tamin’Andriamanitra telon-jato taona i Enôka, taorian’ny niterahany an’i Matosalema, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy.
Genesisy 5:23 - Baiboly Katolika Dimy amby enimpolo sy telon-jato taona no andro rehetra niainan’i Enôka. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny andro rehetra niainan’i Enoka dia dimy amby enimpolo sy telonjato taona. DIEM PROTESTANTA Nisy 365 taona ny andro rehetra niainan’i Henôka. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nisy 365 taona ny andro rehetra niainan’i Henôka. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny andro rehetra niainan’i Enoka dia dimy amby enim-polo amby telon-jato taona. Malagasy Bible Ary ny andro rehetra niainan'i Enoka dia dimy amby enim-polo amby telon-jato taona. La Bible en Malgache Ny andro rehetra niainan’i Enoka dia dimy amby enimpolo sy telonjato taona. |
Mbola nizotra nifanaraka tamin’Andriamanitra telon-jato taona i Enôka, taorian’ny niterahany an’i Matosalema, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy.
Nizotra nifanaraka tamin’Andriamanitra i Enôka, dia tsy hita intsony, fa nentin’Andriamanitra izy.
Ka na ho velona roa arivo taona aza izy nefa tsy miarana amin’ny fahasambarana, tsy samy ho any amin’ny fitoerana iray ihany va ny zava-drehetra?