Roa amby enimpolo amby zato taona ny andro niainan’i Jareda vao niteraka an’i Enôka izy.
Genesisy 5:19 - Baiboly Katolika Mbola velona valon-jato taona i Jareda taorian’ny niterahany an’i Enôka, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny andro niainan’i Jereda taorianan’ny niterahany an’i Enoka dia valonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy. DIEM PROTESTANTA Taorian’ny nahaterahan’i Henôka, dia mbola velona 800 taona i Jereda, ary niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy maro. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Taorian’ny nahaterahan’i Henôka, dia mbola velona 800 taona i Jereda, ary niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy maro. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny andro niainan’i Jareda taorian’ny niterahany an’i Enoka dia valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy. Malagasy Bible Ary ny andro niainan'i Jareda taorian'ny niterahany niterahany an'i Enoka dia valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy. La Bible en Malgache Ny andro niainan’i Jereda taorianan’ny niterahany an’i Enoka dia valonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy. |
Roa amby enimpolo amby zato taona ny andro niainan’i Jareda vao niteraka an’i Enôka izy.
Roa amby enimpolo amby sivin-jato taona no andro rehetra niainan’i Jareda, dia maty izy.
Ary ny andron’i Adama taorian’ny niterahany an’i Seta dia valon-jato taona, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy.