I Kaina nahalala ny vadiny ka nanana anaka izy, dia niteraka an’i Enôka; ary nanomboka nanorin-tanàna anankiray i Kaina ka nantsoiny hoe Enôka, araka ny anaran-janany.
Genesisy 5:18 - Baiboly Katolika Roa amby enimpolo amby zato taona ny andro niainan’i Jareda vao niteraka an’i Enôka izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Roa amby enimpolo amby zato taona i Jereda raha niteraka an’i Enoka. DIEM PROTESTANTA Rehefa feno 162 taona i Jereda, dia niteraka an’i Henôka. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Rehefa feno 162 taona i Jereda, dia niteraka an’i Henôka. Baiboly Protestanta Malagasy Ary rehefa roa amby enim-polo amby zato taona ny andro niainan’i Jareda, dia niteraka an’i Enoka izy. Malagasy Bible Ary rehefa roa amby enim-polo amby zato taona ny andro niainan'i Jareda dia niteraka an'1 Enoka izy. La Bible en Malgache Roa amby enimpolo amby zato taona i Jereda raha niteraka an’i Enoka. |
I Kaina nahalala ny vadiny ka nanana anaka izy, dia niteraka an’i Enôka; ary nanomboka nanorin-tanàna anankiray i Kaina ka nantsoiny hoe Enôka, araka ny anaran-janany.
Dimy amby sivifolo sy valon-jato taona no andro rehetra niainan’i Malaleela; dia maty izy.
Mbola velona valon-jato taona i Jareda taorian’ny niterahany an’i Enôka, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy.
Ary rehefa nahita izany izy, dia nitady hankany Masedònia haingana izahay, satria nahalala marina fa nantsoin’Andriamanitra hitory ny Evanjely amin’ny olona any.