Fa raha tsy avelanao handeha izy, tsy hidina izahay, satria ralehilahy efa nilaza taminay hoe: Tsy hahita ny tavako ianareo, raha tsy miaraka aminareo ilay rahalahinareo.»
Genesisy 43:6 - Baiboly Katolika «Nahoana ianareo, hoy i Israely, no dia nampiditra angano tamiko, nilaza tamin-dralehilahy hoe: ‹Mbola manan-drahalahy?› » Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia hoy Israely: Nahoana no dia nampidi-doza tamiko ianareo ka nanambara tamin-dRalehilahy fa mbola nanana rahalahy koa ianareo? DIEM PROTESTANTA Ary hoy i Jakôba hoe: –Nahoana no dia nampidi-doza ahy ianareo ka nilaza tamin’izany lehilahy izany fa mbola manana rahalahy ianareo? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary hoy i Jakôba hoe: –Nahoana no dia nampidi-doza ahy ianareo ka nilaza tamin’izany lehilahy izany fa mbola manana rahalahy ianareo? Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy Isiraely: Nahoana no dia nampidi-doza tamiko hianareo ka nanambara tamin-dralehilahy fa mbola nanan-drahalahy koa hianareo? Malagasy Bible Ary hoy Isiraely: Nahoana no dia nampidi-doza tamiko ianareo ka nanambara tamin-dralehilahy fa mbola nanan-drahalahy koa ianareo? La Bible en Malgache Dia hoy Israely: Nahoana no dia nampidi-doza tamiko ianareo ka nanambara tamin-dRalehilahy fa mbola nanana rahalahy koa ianareo? |
Fa raha tsy avelanao handeha izy, tsy hidina izahay, satria ralehilahy efa nilaza taminay hoe: Tsy hahita ny tavako ianareo, raha tsy miaraka aminareo ilay rahalahinareo.»
Dia hoy iretsy: «Maro ny zavatra nadinin-dralehilahy taminay, momba ny tenanay sy ny fianakavianay, fa hoy izy: ‹Mbola velona va ny rainareo? Mbola manan-drahalahy hafa koa va ianareo?› Ka araka izay nanontaniany no namalianay azy. Ary ahoana no nahazoanay an-tsaina izay hanaovany hoe: ‹Ento midina ny rahalahinareo.› »
Ary nanao tamin’i Môizy hoe: «Tsy misy fasana va tany Ejipta, no dia nentinao ho faty atỳ an’efitra izahay? Ahoana izao nataonao taminay izao ka navoakanao tany Ejipta?