Samy nanonofy izy roalahy indray alina, dia ilay mpandroso divay sy ilay mpitantana mofon’ny mpanjakan’i Ejipta notanana tao an-tranomaizina; ka samy nanana ny nofiny, sy samy hafa ny hevitry ny nofiny.
Genesisy 41:5 - Baiboly Katolika Fa natory indray izy dia nanonofy fanindroany; ary indreo nisy salohim-bary fito sady vaventy no tsara tarehy, nisondrotra avy amin’ny tahony iray ihany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Natory indray izy ka nanonofy fanindroany ka indro, hono, nisy salohim-bary fito niakatra tamin’ny tahony iray, sady matavy no tsara. DIEM PROTESTANTA Ary renoka indray ny Farao ka nanonofy fanindroany: Indreo nisy salohim-bary fito vokatra be sady tsara amin’ny tahony iray. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary renoka indray ny Farao ka nanonofy fanindroany: Indreo nisy salohim-bary fito vokatra be sady tsara amin’ny tahony iray. Baiboly Protestanta Malagasy Ary natory indray izy ka nanonofy fanindroany; ary, indro, nisy salohim-bary fito niseho tamin’ny tahony iray, sady vokatra no tsara. Malagasy Bible Ary natory indray izy ka nanonofy fanindroany; ary, indro, nisy salohim-bary fito niseho tamin'ny tahony iray, sady vokatra no tsara. La Bible en Malgache Natory indray izy ka nanonofy fanindroany ka indro, hono, nisy salohim-bary fito niakatra tamin’ny tahony iray, sady matavy no tsara. |
Samy nanonofy izy roalahy indray alina, dia ilay mpandroso divay sy ilay mpitantana mofon’ny mpanjakan’i Ejipta notanana tao an-tranomaizina; ka samy nanana ny nofiny, sy samy hafa ny hevitry ny nofiny.
Ary nohanin’ireo ombivavy ratsy tarehy sady mahia iretsy omby vavy mahafinaritra sady matavy. Dia nahatsiaro i Faraôna.
Nanaraka ireo indray nisy salohim-bary fito naniry sady mahia no main’ny rivotra avy any atsinanana.
ary ny hero-dronono avy amin’ny ombivavy sy ny rononon’ondry, mbamin’ny tavin’ny zanak’ondry, sy ny ondralahy teraka tany Basàna sy ny osilahy, ary ny vary faran’izay tsara indrindra; ary ny ran’ny salohim-boaloboka no nosotroinao dia ny divay mandroatra.