Namidin’ny Madianita tany Ejipta i Josefa tamin’i Potifara, tandapan’i Faraôna, lehiben’ny mpiambina.
Genesisy 41:10 - Baiboly Katolika Fony Faraôna tezitra tamin’ny mpanompony ka nandatsaka ahy an-tranomaizina, tao an-tranon’ny lehiben’ny mpiambina, izaho sy ilay lehiben’ny mpitantana mofo, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tezitra tamin’ny mpanompony i Farao ka nampiditra ahy tao an-tranomaizina tao anatin’ny tranon’ny lehiben’ny mpiambina, dia izaho sy ilay lehiben’ny mpanao mofo. DIEM PROTESTANTA Indray mandeha dia tezitra mafy tamin’ny lehiben’ny mpanao mofo sy tamiko mpanomponao ianao, ka nampanao anay an-tranomaizina tao amin’ny lehiben’ny mpiambina. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Indray mandeha dia tezitra mafy tamin’ny lehiben’ny mpanao mofo sy tamiko mpanomponao ianao, ka nampanao anay an-tranomaizina tao amin’ny lehiben’ny mpiambina. Baiboly Protestanta Malagasy Farao dia tezitra tamin’ny mpanompony ka nanao ahy tao an-trano-maizina tao anatin’ny tranon’ny mpifehy ny mpiambina, dia izaho sy ilay lehiben’ny mpanao mofo. Malagasy Bible Farao dia tezitra tamin'ny mpanompony ka nanao ahy tao an-trano-maizina tao anatin'ny tranon'ny mpifehy ny mpiambina, dia izaho sy ilay lehiben'ny mpanao mofo. La Bible en Malgache Tezitra tamin’ny mpanompony i Farao ka nampiditra ahy tao an-tranomaizina tao anatin’ny tranon’ny lehiben’ny mpiambina, dia izaho sy ilay lehiben’ny mpanao mofo. |
Namidin’ny Madianita tany Ejipta i Josefa tamin’i Potifara, tandapan’i Faraôna, lehiben’ny mpiambina.
Nalainy i Josefa ka nataony an-tranomaizina, amin’ny fitoerana fitanana ny olona diso tamin’ny mpanjaka. Dia tao an-tranomaizina tao izy.