Hoy i Iaveh taminy: «Izao àry: Raha misy hamono an’i Kaina dia valiana faty impito heny i Kaina.» Ary nasian’i Iaveh famantarana tamin’i Kaina mba tsy hisy hamono azy izay mifanena aminy.
Genesisy 4:24 - Baiboly Katolika Hovaliana faty impito heny i Kaina, ary hovaliana faty impito amby fitopolo heny i Lameka.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Raha avo fito heny no amaliana an’izay mamono an’i Kaina dia avo fito amby fitopolo heny kosa ny ho an’izay mamono an’i Lameka! DIEM PROTESTANTA Raha valiana fito heny izay mahafaty an’i Kaina, dia hovaliana 77 heny kosa izay mamono mahafaty an’i Lamèka. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Raha valiana fito heny izay mahafaty an’i Kaina, dia hovaliana 77 heny kosa izay mamono mahafaty an’i Lamèka. Baiboly Protestanta Malagasy Raha valiana fito heny izay mamono an’i Kaina, Dia fito amby fito-polo heny kosa izay mamono an’i Lameka. Malagasy Bible Raha valiana fito heny izay mamono an'i Kaina, Dia fito amby fito-polo heny kosa izay mamono an'i Lameka. La Bible en Malgache Raha avo fito heny no amaliana an’izay mamono an’i Kaina dia avo fito amby fitopolo heny kosa ny ho an’izay mamono an’i Lameka! |
Hoy i Iaveh taminy: «Izao àry: Raha misy hamono an’i Kaina dia valiana faty impito heny i Kaina.» Ary nasian’i Iaveh famantarana tamin’i Kaina mba tsy hisy hamono azy izay mifanena aminy.
Dia hoy i Jesoa taminy: «Izaho tsy milaza aminao hoe hatramin’ny impito, fa hatramin’ny impitopolo fito.»