Zanak’i Jodà: i Hera, i Onàna, i Selà, i Faresa ary i Zarà; fa i Hera sy i Onàna maty teny Kanaana. Ny zanak’i Faresa dia i Hesrôna sy i Hamola.
Genesisy 38:3 - Baiboly Katolika Nanana anaka ravehivavy dia tera-dahy, ary nataony hoe Era ny anarany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nanana anaka Ravehivavy ka niteraka zazalahy, ary ny anarany dia nataony hoe Era. DIEM PROTESTANTA Nitoe-jaza ilay ramatoa ka niteraka zazalahy, izay nantsoin’i Joda hoe Hera. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nitoe-jaza ilay ramatoa ka niteraka zazalahy, izay nantsoin’i Joda hoe Hera. Baiboly Protestanta Malagasy Dia nanan-anaka ravehivavy ka niteraka zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Era. Malagasy Bible Dia nanan'anaka ravehivavy ka niteraka zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Era. La Bible en Malgache Dia nanana anaka Ravehivavy ka niteraka zazalahy, ary ny anarany dia nataony hoe Era. |
Zanak’i Jodà: i Hera, i Onàna, i Selà, i Faresa ary i Zarà; fa i Hera sy i Onàna maty teny Kanaana. Ny zanak’i Faresa dia i Hesrôna sy i Hamola.
Zanak’i Jodà: i Hera, i Onàna, sy i Selà: izy telo lahy ireo no naterak’ilay zanaka vavin’i Soe, ilay vehivavy Kananeanina, taminy. I Hera lahimatoan’i Jodà dia ratsy fanahy teo imason’i Iaveh, ka nasiany ho faty.