Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Genesisy 34:4 - Baiboly Katolika

Ary i Sikema nilaza tamin’i Hemora rainy hoe: «Alaovy ho vadiko io zazavavy io.»

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ary niteny tamin’i Hamora rainy i Sekema hoe: Alao ho vadiko Razazavavy io.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Dia hoy izy tamin’i Hamôra rainy: –Alaovy ho ahy iny zazavavy iny mba ho vadiko.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Dia hoy izy tamin’i Hamôra rainy: –Alaovy ho ahy iny zazavavy iny mba ho vadiko.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary Sekema dia niteny tamin’i Hamora rainy ka nanao hoe: Alao io zazavavy io ho vadiko.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary Sekema dia niteny tamin'i Hamora rainy ka nanao hoe: Alao io zazavavy io ho vadiko.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ary niteny tamin’i Hamora rainy i Sekema hoe: Alao ho vadiko Razazavavy io.

Jereo ny toko



Genesisy 34:4
6 Rohy Ifampitohizana  

Nonina tany amin’ny efitra Faràna izy; ary nangalan-dreniny vady avy amin’ny tany Ejipta.


Raiki-pitia tamin’i Dinà, zanaka vavin’i Jakôba, ny fon’i Sikema, ka tia an-drazazavavy ary nanao teny malefaka taminy izy.


Efa ren’i Jakôba ihany ny nandotoany an’i Dinà zanany vavy, nefa mbola tany an-tsaha tamin’ny biby fiompiny ny zanany lahy, ka dia nangina izy aloha mandra-pahatongan’ireo.


Izaho moa dia aiza no halehako hitondra ity henatro? ianao kosa dia ho toy ny anankiray amin’ny olona vetaveta amin’i Israely. Koa aoka hiteny amin’ny mpanjaka ianao, fa tsy handà ny hanome ahy ho anao izy!»


hanambady ka hiteraka zazalahy aman-jazavavy; haka vady ho an’ny zanaka lahinareo, sy hampanambady ny zanaka vavinareo, mba hiterahany zazalahy aman-jazavavy; ka hihamaro amin’ity tany ity ianareo, fa tsy hihavitsy.


Nony tafakatra indray izy, dia nilaza tamin-drainy aman-dreniny hoe: «Nahita vehivavy anankiray tamin’ireo zanakavavin’ny Filistinina aho, tany Tamnà, ka ankehitriny mba alaovy ho vadiko izy.»