Nony nanopy ny masony i Esao, ka nahita ireto zaza amam-behivavy dia nanao hoe: «Iza avy ireto miaraka aminao?» Ary hoy i Jakôba: «Ireo no zaza nomen’Andriamanitra ny mpanomponao.»
Genesisy 33:6 - Baiboly Katolika Nanatona ny ankizy vavy, dia izy sy ny zanany, ka niankohoka; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nanatona ny mpanompovavy sy ny zanany ka niankohoka. DIEM PROTESTANTA Dia nanatona ireo mpanompovavy sy ny zanany ka niankohoka. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nanatona ireo mpanompovavy sy ny zanany ka niankohoka. Baiboly Protestanta Malagasy Dia nanatona ny ankizivavy sy ny zanany ka niankohoka. Malagasy Bible Dia nanatona ny ankizivavy sy ny zanany ka niankohoka. La Bible en Malgache Dia nanatona ny mpanompovavy sy ny zanany ka niankohoka. |
Nony nanopy ny masony i Esao, ka nahita ireto zaza amam-behivavy dia nanao hoe: «Iza avy ireto miaraka aminao?» Ary hoy i Jakôba: «Ireo no zaza nomen’Andriamanitra ny mpanomponao.»
nanatona koa i Lià sy ny zanany, ka niankohoka; farany, nanatona i Josefa sy i Rasela ka niankohoka.