Ary nandefa iraka hialoha azy i Jakôba, ho any amin’i Esao, rahalahiny, any amin’i Seira any an-tsahan’i Edôma
Genesisy 33:16 - Baiboly Katolika Dia niverina nankany Seira androtr’iny ihany i Esao. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia niverina androtr’izay ihany tamin’ny lalany ho any Seìra i Esao. DIEM PROTESTANTA Koa dia niverina androtr’iny ihany i Hesao ho any Sehira. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Koa dia niverina androtr’iny ihany i Hesao ho any Sehira. Baiboly Protestanta Malagasy Dia niverina androtrizay Esao tamin’ny làlany ho any Seïra. Malagasy Bible Dia niverina androtrizay Esao tamin'ny lalany ho any Seira. La Bible en Malgache Dia niverina androtr’izay ihany tamin’ny lalany ho any Seìra i Esao. |
Ary nandefa iraka hialoha azy i Jakôba, ho any amin’i Esao, rahalahiny, any amin’i Seira any an-tsahan’i Edôma
Dia hoy i Esao: «Avelao àry hamelako hiaraka aminao ahay ny sasany amin’ny olona miaraka amiko.» Fa hoy ny navaliny: «Ahoana no anaovanao izany? Aoka hahita fitia eo imason’ny tompoko aho.»
I Jakôba kosa nankao Sokôta, dia nanao trano ho azy sy nanao trano tomboka ho an’ny biby fiompiny koa. Izany no nanaovana ny anaran’io tany io hoe Sokôta.
Ka niakatra nankany aminy ireo filohan’ny Filistinina, nanao taminy hoe: «Tambatambazo izy, hahalalanao izay itoeran’ny heriny lehibe, sy hahazoanay mandresy azy, mba hamatoranay azy, sy hamolahanay azy, fa samy hanome anao vola zato amby arivo sikla avy izahay rehetra».