rameva mitaiza am-pianahany telopolo, sy ny zanany, omby vavy efapolo omby lahy folo, ampondra vavy roapolo, ary zanak’ampondra folo.
Genesisy 32:16 - Baiboly Katolika Napetrany teo an-tanan’ny mpanompony ireo, nataony mitsitokotoko, dia hoy izy taminy: «Mandehana eo alohako ianareo, ka asio elanelany isan-tokony ny zavatra.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 rameva telopolo mampinono, vantotra ombivavy efapolo sy vantotra ombilahy folo, borikivavy roapolo ary zana-boriky folo. DIEM PROTESTANTA rameva telopolo ampianahany ombivavy efapolo sy ombilahy folo, borikivavy roapolo ary borikilahy folo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara rameva telopolo ampianahany ombivavy efapolo sy ombilahy folo, borikivavy roapolo ary borikilahy folo. Baiboly Protestanta Malagasy ary rameva telo-polo ampianahany, vantotr’ombivavy efa-polo sy vantotr’ombilahy folo, borikivavy roa-polo ary zana-boriky folo. Malagasy Bible ary rameva telo-polo ampianahany, vantotr'ombivavy efa-polo sy vantotr'ombilahy folo, borikivavy roa-polo ary zana-boriky folo. La Bible en Malgache rameva telopolo mampinono, vantotra ombivavy efapolo sy vantotra ombilahy folo, borikivavy roapolo ary zana-boriky folo. |
rameva mitaiza am-pianahany telopolo, sy ny zanany, omby vavy efapolo omby lahy folo, ampondra vavy roapolo, ary zanak’ampondra folo.
Ary izao no teny nomeny ny voalohany: «Rehefa hifanena aminao i Esao rahalahiko, ka hanontany anao hoe: ‹An’iza ianao, ary ho aiza? Ary an’iza ity andiam-biby fiompy alohanao?›
dia ataovy hoe: ‹Indro, i Jakôba, mpanomponao, tamy ao aorianay ao koa!› » Fa hoy izy anakampony: «Hotoneko amin’ireo fanomezana eo alohako ireo ny fahatezerany, vao hahita ny tavany aho, ka angamba horaisiny tsara aho.»
Sambatra ny olona manao famindram-po sy mampisambotra; hahery an’ady izy, eo amin’ny fitsarana.
Indro Izaho maniraka anareo tahaka ny ondry eo afovoan’ny amboadia, ka mbà malina tahaka ny bibilava ianareo, ary mbà tsotra toy ny voromahailala.
dia hoy izy tamin’ireto zatovony: «Mandehana eo alohako ianareo, fa aorianareo aho manaraka». Tsy nilaza na inona na inona tamin’i Nabala vadiny anefa izy.