Roapolo taona izao no nitoerako tao aminao: ny ondry aman’osy vavinao tsy nisy namotsotra; ny ondry lahy ao amin’ny biby fiompinao tsy nohaniko.
Genesisy 27:44 - Baiboly Katolika ka mitoera any andro vitsivitsy mandra-pionon’ny hatezeran’ny rahalahinao. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Mitoera andro vitsivitsy any aminy mandra-pahafaka ny fahatezeran’ny rahalahinao; DIEM PROTESTANTA Mitoera any aminy aloha mandritra ny fotoana vitsivitsy, mandra-pitony ny rahalahinao. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Mitoera any aminy aloha mandritra ny fotoana vitsivitsy, mandra-pitony ny rahalahinao. Baiboly Protestanta Malagasy Ary mitoera any aminy andro vitsivitsy mandra-pahafaky ny fahatezeran’ny rahalahinao, Malagasy Bible Ary mitoera any aminy andro vitsivitsy mandra-pahafaky ny fahatezeran'ny rahalahinao, La Bible en Malgache Mitoera andro vitsivitsy any aminy mandra-pahafaka ny fahatezeran’ny rahalahinao; |
Roapolo taona izao no nitoerako tao aminao: ny ondry aman’osy vavinao tsy nisy namotsotra; ny ondry lahy ao amin’ny biby fiompinao tsy nohaniko.
Roapolo taona izao no nitoerako tao an-tranonao: ny efatra ambin’ny folo taona, nanompoako anao, hahazoako azy mirahavavy zanakao; ny enin-taona kosa, hahazoako tamin’ny biby fiompinao; ary ny karamako efa navadikao impolo.
Ny Tompo Iavehn’ny tafika mikasika ny tany ka miempo izy, ary misaona avokoa ny mponina eo aminy; misondrotra tahaka an’i Nila izy manontolo, ary mietry tahaka ny onin’i Ejipta izy.