Angamba hitsapa ahy ikaky ka hoheveriny ho mpamazivazy azy aho, ary amin’izay, ozona fa tsy tso-drano no ho azoko.»
Genesisy 27:21 - Baiboly Katolika «Manatòna àry, hoy i Isaaka, mba hitsapako anao kely, na ianao tokoa no i Esao zanako, na tsia.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Hoy ihany Isaka tamin’i Jakoba: Mba manatòna kely hoe hitsapako anao, anaka, hahafantarako na i Esao zanako tokoa ianao, na tsia. DIEM PROTESTANTA Dia hoy i Itsehàka tamin’i Jakôba: –Manatòna kely hoe, anaka, hitsapako anao mba hahafantarako raha i Hesao zanako tokoa ianao na tsia. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia hoy i Itsehàka tamin’i Jakôba: –Manatòna kely hoe, anaka, hitsapako anao mba hahafantarako raha i Hesao zanako tokoa ianao na tsia. Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy Isaka tamin’i Jakoba: Mba manatòna kely hoe hitsapako anao, anaka, hahafantarako na Esao zanako tokoa hianao, na tsia. Malagasy Bible Ary hoy Isaka tamin'i Jakoba; Mba manatòna kely hoe hitsapako anao, anaka, hahafantarako na Esao zanako tokoa ianao, na tsia. La Bible en Malgache Hoy ihany Isaka tamin’i Jakoba: Mba manatòna kely hoe hitsapako anao, anaka, hahafantarako na i Esao zanako tokoa ianao, na tsia. |
Angamba hitsapa ahy ikaky ka hoheveriny ho mpamazivazy azy aho, ary amin’izay, ozona fa tsy tso-drano no ho azoko.»
Dia nanatona an-drainy i Jakôba; ka hoy i Isaaka nony nitsapa azy: «Ny feony dia feon’i Jakôba, fa ny tanany dia tanan’i Esao.»
Raha izaho, dia ny miray amin’Andriamanitra no fahasambarako; I Iaveh Tompo no anton’ny fitokiako; mba hitoriako ny asanao rehetra.
Izay manisy fiderana eo am-bava dia milaza manao hoe: «Fiadanana, fiadanana, ho an’ny lavitra sy ny akaiky, hoy i Iaveh, ary hanasitrana azy Aho!...»
Manatòna an’Andriamanitra, dia hanatona anareo izy. Diovy ny tananareo, ry mpanota; ary ataovy mangarangarana ny fonareo, ry mpiroa saina.