Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Genesisy 20:10 - Baiboly Katolika

Dia hoy koa i Abimeleka tamin’i Abrahama: «Fa nihevitra inona ianao, no dia nanao izany?»

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Hoy koa i Abimeleka tamin’i Abrahama: Inona no nokasainao ka nanaovanao izao zavatra izao?

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Inona, hoy aho, no kendrenao tamin’ny nanaovanao izao zavatra izao?

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Inona, hoy aho, no kendrenao tamin’ny nanaovanao izao zavatra izao?

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary hoy koa Abimeleka tamin’i Abrahama: Inona no hitanao, no nanao izany zavatra izany hianao?

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary hoy koa Abimeleka tamin'i Abrahama: Inona no hitanao, no nanao izany zavatra izany ianao?

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Hoy koa i Abimeleka tamin’i Abrahama: Inona no nokasainao ka nanaovanao izao zavatra izao?

Jereo ny toko



Genesisy 20:10
3 Rohy Ifampitohizana  

ka nampaka an’i Abrama i Faraôna nilazany hoe: «Nahoana aho no dia nataonao toy izao? Ahoana no tsy nambaranao tamiko fa vadinao izy,


Ary izao no navalin’i Abrahama: «Hoy aho anakampoko: Tsy misy tahotra an’Andriamanitra kely akory angamba amin’ity tany ity, ka hovonoin’ny olona aho, noho ny amin’ny vadiko.


Dia nantsoin’i Abimeleka koa i Abrahama ka hoy izy taminy: «Inona izao nataonao taminay izao? Inona no tsy mety nataoko taminao no dia nampiditra heloka be vava tamiko sy tamin’ny fanjakako ianao? Zavatra tsy fanao mihitsy izao nataonao tamiko izao.»