Hoy i Iaveh: «Raha mahita olo-marina dimampolo ao an-tanàna Sôdôma Aho, dia hamindra fo amin’ny tanàna manontolo noho ny fitiavako an’ireo.»
Genesisy 18:28 - Baiboly Katolika Angamba ho latsaka dimy ny dimampolo marina; ka dia haringanao ve ny tanàna manontolo, noho ny dimy? Hoy izy: «Tsy handringana azy Aho, raha mahita olo-marina dimy amby efapolo ao.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Angamba ho latsaka dimy ny olona marina dimampolo. Moa haringanao va ny tanàna manontolo noho ny dimy? Hoy Izy: Tsy handringana Aho raha mahita olona marina dimy amby efapolo ao. DIEM PROTESTANTA Angamba tsy ampy dimampolo ny olo-marina fa latsaka dimy, dia horavanao ve ny tanàna manontolo noho ny amin’ny dimy? Ka namaly ny Tompo hoe: –Tsy handrava ny tanàna Aho, raha mahita olo-marina dimy amby efapolo ao! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Angamba tsy ampy dimampolo ny olo-marina fa latsaka dimy, dia horavanao ve ny tanàna manontolo noho ny amin’ny dimy? Ka namaly ny Tompo hoe: –Tsy handrava ny tanàna Aho, raha mahita olo-marina dimy amby efapolo ao! Baiboly Protestanta Malagasy Angamba ho latsaka dimy ny dimam-polo marina; moa haringanao va ny tanàna rehetra noho ny dimy? Ary hoy Izy: Tsy handringana Aho, raha mahita dimy amby efa-polo ao. Malagasy Bible Angamba ho latsaka dimy ny dimam-polo marina; moa haringanao va ny tanàna rehetra noho ny dimy? Ary hoy Izy: Tsy handringana Aho, raha mahita dimy amby efa-polo ao. La Bible en Malgache Angamba ho latsaka dimy ny olona marina dimampolo. Moa haringanao va ny tanàna manontolo noho ny dimy? Hoy Izy: Tsy handringana Aho raha mahita olona marina dimy amby efapolo ao. |
Hoy i Iaveh: «Raha mahita olo-marina dimampolo ao an-tanàna Sôdôma Aho, dia hamindra fo amin’ny tanàna manontolo noho ny fitiavako an’ireo.»
Fa hoy indray i Abrahama: «Indro efa sahy niteny tamin’ny Tompo aho, izaho vovoka sy lavenona foana.»
Dia mbola niteny taminy ihany i Abrahama, ka nanao hoe: «Angamba hoe efapolo ny olo-marina ao.» Ary hoy izy: «Tsy hanao izany Aho, noho ny fitiavako an’izy efapolo ireo.»