Nifanditra ny mpiandry ondrin’i Abrama sy ny mpiandry ondrin’i Lôta. Ny Kananeanina sy ny Ferezeanina no nitoetra tamin’ny tany tamin’izay.
Genesisy 15:20 - Baiboly Katolika ny Heteanina, ny Ferezeanina, ny Refaima, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny Hetita, ny Perizita, ny Refaìta, DIEM PROTESTANTA sy ny Hetita, ny Perizita sy ny Refaita, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara sy ny Hetita, ny Perizita sy ny Refaita, Baiboly Protestanta Malagasy ary ny Hetita sy ny Perizita sy ny Refaïta Malagasy Bible ary ny Hetita sy ny Perizita sy ny Refaita La Bible en Malgache ny Hetita, ny Perizita, ny Refaìta, |
Nifanditra ny mpiandry ondrin’i Abrama sy ny mpiandry ondrin’i Lôta. Ny Kananeanina sy ny Ferezeanina no nitoetra tamin’ny tany tamin’izay.
Nony tamin’ny taona fahefatra ambin’ny folo anefa, niainga i Kodôrlahômôra sy ireo mpanjaka nomba azy, ka nasiany avokoa ny Refaima tao Astarôta-Karmaima, ny Zosima tao Hama, ny Emima teo amin’ny tany lemak’i Kariataima;
Dia nitsangana i Abrahama niala teo anilan’ny maty, ka niteny tamin’ny zanak’i Heta hoe:
Amin’izany dia ho toy ny raha manangona ny amboarany ny mpijinja, sy raha mitango ny salohim-bary ny tanany; ho tahaka ny raha manangona salohim-bary ny olona, eny amin’ny lohasahan-dRefaima.
I Amaleka no monina amin’ny faritanin’ny Negeba; ny Heteanina, ny Jebozeanina, ary ny Amôreana no monina amin’ny tendrombohitra; ary ny Kananeanina no monina amin’ny moron-dranomasina sy ny amoron’i Jordany.»
Fa atokany ho anatema ireo firenena ireo, ny Heteanina, ny Amôreana, ny Kananeanina, ny Ferezeanina, ary ny Jeboseanina, araka ny nandidian’i Iaveh Andriamanitrao anao,
Dia hoy i Jôsoe taminy: «Raha vahoaka be àry ianareo miakara any an’ala, ka miteveza any amin’ny tanin’ny Ferezeanina sy ny Refaima honenanareo, rehefa ety tsy omby anareo ny tendrombohitr’i Efraima.»