Dia tonga ny anankiray tamin’ireo mpandositra nilaza izany tamin’i Abrama, Hebrio, izay nonina tao amin’ireo terebintan’i Mambre, dia ilay Amôreana rahalahin’i Eskôla sy Anera, fa olona vita fanekem-pihavanana tamin’i Abrama ireo.
Genesisy 14:24 - Baiboly Katolika Tsy hitana na inona na inona ho ahy aho, afa-tsy izay nohanin’ny zatovo, sy ny anjaran’ny olona momba ahy dia i Anera sy i Eskôla ary i Mamre: ireo dia haka ny anjarany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Eny, tsy handray aho afa-tsy izay nohanin’ireo zatovo sy ny anjaran’ny olona izay niaraka tamiko, dia i Anera sy i Eskola ary i Mamre; koa aoka horaisin’ireo ny anjarany. DIEM PROTESTANTA Izay nohanin’ireo zatovoko ihany no hotazoniko. Ary ny anjaran’ireo lehilahy niaraka tamiko, izany hoe ny an’i Hanera sy i Eskôla ary i Mamre, dia izy ireo ihany no handray izany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Izay nohanin’ireo zatovoko ihany no hotazoniko. Ary ny anjaran’ireo lehilahy niaraka tamiko, izany hoe ny an’i Hanera sy i Eskôla ary i Mamre, dia izy ireo ihany no handray izany. Baiboly Protestanta Malagasy afa-tsy izay efa nohanin’ny zatovo sy ny anjaran’ny olona izay niaraka tamiko, dia Anera sy Eskola ary Mamre; aoka horaisin’ireo ny anjarany. Malagasy Bible afa-tsy izay efa nohanin'ny zatovo sy ny anjaran'ny olona izay niaraka tamiko, dia Anera sy Eskola ary Mamre; aoka horaisin'ireo ny anjarany. La Bible en Malgache Eny, tsy handray aho afa-tsy izay nohanin’ireo zatovo sy ny anjaran’ny olona izay niaraka tamiko, dia i Anera sy i Eskola ary i Mamre; koa aoka horaisin’ireo ny anjarany. |
Dia tonga ny anankiray tamin’ireo mpandositra nilaza izany tamin’i Abrama, Hebrio, izay nonina tao amin’ireo terebintan’i Mambre, dia ilay Amôreana rahalahin’i Eskôla sy Anera, fa olona vita fanekem-pihavanana tamin’i Abrama ireo.
dia niainga avokoa ny lehilahy mahery, naka ny fatin’i Saola sy ny fatin’ireo zanany, ary nitondra azy ho any Jabesa. Naleviny teo ambanin’ny terebinta tao Jabesa ny taolany, dia nifady hanina hafitoana izy ireo.
Aza mandà ny hanao soa amin’izay tokony hanaovana izany, raha mbola azonao atao koa ny manao izany aminy.
Koa amin’izany, izay rehetra tianareo hataon’ny olona aminareo, dia mba ataovy amin’ny olona koa toraka izany, fa izany no Lalàna sy Mpaminany.
fa hoy ny Soratra Masina hoe: Aza manakombona ny vavan’ny omby mively vary; ary koa: Ny mpiasa dia mendrika ny tambiny.