Genesisy 14:24 - DIEM PROTESTANTA24 Izay nohanin’ireo zatovoko ihany no hotazoniko. Ary ny anjaran’ireo lehilahy niaraka tamiko, izany hoe ny an’i Hanera sy i Eskôla ary i Mamre, dia izy ireo ihany no handray izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201124 Eny, tsy handray aho afa-tsy izay nohanin’ireo zatovo sy ny anjaran’ny olona izay niaraka tamiko, dia i Anera sy i Eskola ary i Mamre; koa aoka horaisin’ireo ny anjarany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 Izay nohanin’ireo zatovoko ihany no hotazoniko. Ary ny anjaran’ireo lehilahy niaraka tamiko, izany hoe ny an’i Hanera sy i Eskôla ary i Mamre, dia izy ireo ihany no handray izany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika24 Tsy hitana na inona na inona ho ahy aho, afa-tsy izay nohanin’ny zatovo, sy ny anjaran’ny olona momba ahy dia i Anera sy i Eskôla ary i Mamre: ireo dia haka ny anjarany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy24 afa-tsy izay efa nohanin’ny zatovo sy ny anjaran’ny olona izay niaraka tamiko, dia Anera sy Eskola ary Mamre; aoka horaisin’ireo ny anjarany. Jereo ny tokoMalagasy Bible24 afa-tsy izay efa nohanin'ny zatovo sy ny anjaran'ny olona izay niaraka tamiko, dia Anera sy Eskola ary Mamre; aoka horaisin'ireo ny anjarany. Jereo ny toko |