Genesisy 11:25 - Baiboly Katolika Ary mbola velona sivy ambin’ny folo amby zato taona i Nakôra taorian’ny niterahany an’i Tare, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny andro niainan’i Nahora taorianan’ny niterahany an’i Tera dia sivy amby folo amby zato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy. DIEM PROTESTANTA Taorian’ny nahaterahan’i Tera, dia mbola velona 119 taona i Nahôra, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy hafa koa. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Taorian’ny nahaterahan’i Tera, dia mbola velona 119 taona i Nahôra, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy hafa koa. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny andro niainan’i Nahora taorian’ny niterahany an’i Tera dia sivy ambin’ny folo amby zato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy. Malagasy Bible Ary ny andro niainan'i Nahora taorian'ny niterahany an'i Tera dia sivy ambin'ny folo amby zato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy. La Bible en Malgache Ny andro niainan’i Nahora taorianan’ny niterahany an’i Tera dia sivy amby folo amby zato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy. |
Rehefa fitopolo taona ny andro niainan’i Tare, dia niteraka an’i Abrama sy i Nakôra ary i Aràna izy.
fa any amin’ny tanindrazako, any amin’ny tany niaviako, no halehanao haka vady ho an’Isaaka zanako.»
Izao no lazain’ny Tompo Iaveh amin’i Jerosalema: Ny tanin’ny Kananeanina no niavianao sy nahaterahanao; Amôreana ny rainao, ary Heteanina ny reninao.