Genesisy 10:30 - Baiboly Katolika Izy rehetra ireo dia zanak’i Jektàna. Ny tany nonenan’izy ireo dia ny tendrombohitra atsinanana hatrany Mesà manitsy an’i Sefara. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny fonenan’ireo dia hatrany Mesa ao akaikin’i Sefara, tendrombohitra any atsinanana. DIEM PROTESTANTA Ny fonenan’izy ireo dia manomboka eo Mesà ka hatrany amin’ny tendrombohitra atsinanana mankany Sefara. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny fonenan’izy ireo dia manomboka eo Mesà ka hatrany amin’ny tendrombohitra atsinanana mankany Sefara. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny fonenan’ireo dia hatrany Mesa ao akaikin’i Sefara, tendrombohitra atsinanana. Malagasy Bible Ary ny fonenan'ireo dia hatrany Mesa ao akaikin'i Sefara, tendrombohitra atsinanana. La Bible en Malgache Ny fonenan’ireo dia hatrany Mesa ao akaikin’i Sefara, tendrombohitra any atsinanana. |
Ireo no taranak’i Sema, araka ny fianakaviany sy araka ny fiteniny, any amin’ny taniny avy, araka ny fireneny avy.
ka nilaza ny lahateniny i Balaama nanao hoe: «I Balàka nampaka ahy avy tany Arama; Ny mpanjakan’i Moaba nampaka ahy, avy tany an-tendrombohitry ny Atsinanana; Avia, ozòny i Jakôba! Avia, tezera amin’i Israely!