Genesisy 10:17 - Baiboly Katolika ny Heveanina, ny Araseanina, ny Sineanina, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny Hivita, ny Arkita, ny Sinita, DIEM PROTESTANTA sy ny Hivita, ny Harkita sy ny Sinita, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara sy ny Hivita, ny Harkita sy ny Sinita, Baiboly Protestanta Malagasy sy ny Hivita sy ny Arkita sy ny Sinita Malagasy Bible sy ny Hivita sy ny Arkita sy ny Sinita La Bible en Malgache ny Hivita, ny Arkita, ny Sinita, |
ny Aradianina, ny Semareanina, ary ny Amateanina. Ary nony tatỳ aoriana niely ny fokon’ny Kananeanina.
ka hitan’i Sikema zanak’i Hemora, Heveanina, andriana tamin’izany tany izany, dia notsoahany, ka niray fandriana ary nanao an-kery taminy izy.
Ny vahoaka rehetra sisa tavela, tamin’ny Heteanina, ny Amôreana, ny Ferezeanina, ny Heveanina ary ny Jebôseanina izay tsy isan’i Israely,
Fa namaly ireto Heveanina ny lehilahy tamin’i Israely: «Sao dia monina eto aminay ihany ianareo, ka ahoana no hanaovanay fanekem-pihavanana aminareo?»