Ezra 8:6 - Baiboly Katolika tamin’ny taranak’i Adàna, i Abeda zanak’i Jonatàna, mbamin’ireo 50 lahy izay niaraka taminy; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Ebeda, zanak’i Jonatana, avy tamin’ny taranak’i Adina, mbamin’ny namany dimampolo lahy; DIEM PROTESTANTA i Hebeda, zanakalahin’i Jônatàna, mbamin’ireo namany dimampolo lahy, samy avy amin’ny terak’i Hadîna; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Hebeda, zanakalahin’i Jônatàna, mbamin’ireo namany dimampolo lahy, samy avy amin’ny terak’i Hadîna; Baiboly Protestanta Malagasy Ebeda, zanak’i Jonatana, avy tamin’ny taranak’i Adina, mbamin’ny namany dimam-polo lahy; Malagasy Bible Ebeda, zanak'i Jonatana, avy tamin'ny taranak'i Adina, mbamin'ny namany dimam-polo lahy; La Bible en Malgache i Ebeda, zanak’i Jonatana, avy tamin’ny taranak’i Adina, mbamin’ny namany dimampolo lahy; |
tamin’ny taranak’i Sekeniasa, taranak’i Ezekiela, mbamin’ireo 300 lahy izay niaraka taminy;
tamin’ny taranak’i Alama, i Izaia zanak’i Ataliasa, mbamin’ireo 60 lahy izay niaraka taminy;