tamin’ny taranak’i Falata-Moaba: i Ednà, i Kalala, i Banaiasa, i Maasiasa, i Mataniasa, i Beseleela, i Benoy, ary i Manase;
Ezra 8:4 - Baiboly Katolika Tamin’ny taranak’i Falata-Moaba, i Eliôenaì, zanak’i Zarehiasa mbamin’ireo roan-jato lahy izay niaraka taminy; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Elihoenay, zanak’i Zerahia, avy tamin’ny taranak’i Pahata-Moaba, mbamin’ny namany roanjato lahy; DIEM PROTESTANTA i Eliôhenay mbamin’ireo namany roanjato lahy, samy avy amin’ny terak’i Zerahià; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Eliôhenay mbamin’ireo namany roanjato lahy, samy avy amin’ny terak’i Zerahià; Baiboly Protestanta Malagasy Elihoenay, zanak’i Zerahia, avy tamin’ny taranak’i Pahata-moaba, mbamin’ny namany roan-jato lahy; Malagasy Bible Elihoenay, zanak'i Zerahia, avy tamin'ny taranak'i Pahata-moaba, mbamin'ny namany roan-jato lahy; La Bible en Malgache i Elihoenay, zanak’i Zerahia, avy tamin’ny taranak’i Pahata-Moaba, mbamin’ny namany roanjato lahy; |
tamin’ny taranak’i Falata-Moaba: i Ednà, i Kalala, i Banaiasa, i Maasiasa, i Mataniasa, i Beseleela, i Benoy, ary i Manase;
izay avy amin’ny taranak’i Sekeniasa; tamin’ny taranak’i Farosa, i Zakaria, mbamin’ireo 150 lahy, voasoratra ao amin’ny bokim-pianakaviana izay niaraka taminy.
tamin’ny taranak’i Sekeniasa, taranak’i Ezekiela, mbamin’ireo 300 lahy izay niaraka taminy;